Notanterahana ny 22 ๐ซ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ny ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ namoahana ny andiany ๐ด๐จ๐ด๐ฐ๐น๐จ๐ป๐น๐จ,fotoana lehibe sy manan-tantara ho anโny mpianatra sy ny fianakaviany ary ny sampam-panofanana ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐น๐ท ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ iray manontolo.
Andiany indray mihira mitondra ny anarana ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ na Mikolo Aina sy Mitsabo no Rindran’Asa Tontosaiko Ary Raisiko ho Adidy, maneho ny ๐๐๐ฏ๐๐ซ๐๐ฃ๐, ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐๐ซ๐ค๐ฃ๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐ hitondra fiovana eo aminโny sehatry ny fahasalamana. Taorianโny taona maro nianarana, nifandimby ny ezaka, ny faharetana ary ny fanoloran-tena, dia tafavoaka amim-pireharehana izy ireo.
ย
Nisy ny fanatrehanโireo ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐
๐๐๐๐๐,ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa,ny Sojaben’ny Facultรฉ de mรฉdecine Antananarivo sy ny solontenan’ny Filohan’ny oniversite, ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ,ny DIFP sy ny DGR,ireo mpampianatra sy mpanabe, ary indrindra ireo ray aman-dreny, izay nanohana sy nijoro hatrany taminโny dianโny zanany.
ย Ho anโny ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐น๐ท ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ny firenena, ny fivoahanโny Promotion MAMIRATRA dia ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ omena, ary ho anโireo nahazo diplaoma kosa dia fiandohanโny lalana vaovao feno andraikitra sy fanompoana ny vahoaka.
Tolorana fankasitrahana manokana ireo mpiara-miombon’antoka rehetra :IMM,Salama, Mรฉdical International,ireo associations professionnelles ary olon-tsotra.
ย
ย Mirary ny andiany ๐ด๐จ๐ด๐ฐ๐น๐จ๐ป๐น๐จ ho fa hazavana eo amin’ny asa, ho fanantenana ho an’ny marary, ary ho rehareha mahasoa n’ny Madaasikara.
ย M๐ขr๐r๐ฒ ๐ฌo๐ ๐m๐ขnโn๐ฒ ๐ฅa๐ฅa๐งa v๐o๐ฏa๐จ ๐r๐ฒ ๐i๐ซa๐ซy K๐ซi๐ฌi๐ฆa๐ฌy s๐m๐a๐ญr๐!
Ajoutez votre titre ici
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipiscing elit. Ut elit tellus, luctus nec ullamcorper mattis, pulvinar dapibus leo.